CHRISTIANA VE IZAHAY (MORMONA)



Fampafantarana:

Betsaka ny olona izay tsy mahalala ny fiangona i JESOA KRISTY HOAN NY OLOMASIN NY ANDROFARANY  no tsy mahlala ka manome ny anarana hoe MORMONA!

  Ny antony satria tsy mahalala izy,tsy manome tsiny anareo izahay ny fanontaniana matetika ampetrakin ny olona ao anatin izay tsy fahalalana izay dia hoe kritianina ve ny MORMONA araka izany anarana apetaka izany?


 Valiny:

NY FIANGONAN' I KRISTY HOAN I OLMASIN NY ANDROFARANY DIA :



  1. Tsy Fiangona ny Mormona!
  2. Tsy Fiangonan' ny AMERICAINE!
  3. Tsy Fiangonan'ny Jaona ,na ny Apostoly ,na Fiangona i rakoto na rabe,na Josephe Smith ,tsy an'i tendrombohitra na an'i anaran ny Firenena iray ...sns!
  4. Tsy fiangona ny mpanakarena,na tanora,na ny manampahaizana,...sns!
  5. Tsy fiangonako ,tsy Fiangonanao ,tsy an'i Pastera,na Eveka,na frère !
Tiko ianao ,ianareo,izaho,isika androany handinika sy anadihady ary angataka ,ary hamaky ity teny fohy izay hita ao amin ny soratra masina ity

"Matio"16:18-20

Iza no miteny eto ?

  1. "MON EGLISE,MY CHURCH" NY FIANGONAKO
  2.  TU ES PIERRE SUR CETTE PIERRE JE BÂTIRAI "MON EGLISE,.."ianao no PETERA EO AMBONIN'ITY vatolampy ity no anorenako ny FIANGONAKO
  3. JE TE DONNERAI LE CLEFS DE ROYAUME DE CIEUX CE QUE TU ....Omeko anao ny FANALAHIDY FANJAKAN NY LANITRA  izay fehezinao eto amboni ny tany dia ho fehezina any andanitra...
Anjaranao anjarako ,anjaranareo ny mangataka amin'Andriamanitra hoe Fiangonanao marina ve ity sa Fiangonako,sa Fiangona i PETERA ,sa an'i Mosesy ,sa an'i Jaona ,sa an'i MORMONA araka ny anaram-petaka sns...

Managataha aza mametraka fanontaniana akory hoe... ,fa amaly anao izy raha  managataka amin 'ny fonao ,fa tsy amin ny fahaizanao ,na ny fahalalanao,na ny maha olombelona anao ,antsika,minoa izahay   fa  toizany dingana izany no nataon ny olona rehetra mpikambana antampitrisany maro manerana izao tontolo izao ao anatin ny FIANGONAN' i JESOA KRISTY HOAN NY OLOMASIN NY ANDRO FARANY !

Fantatray fa tsy miangatra Andriamaitra ,rehefa managataka ianao dia valiany ary amin ny alalan ny fanahimasina no afahanao mahatsapa izany  ,mitovy ny valimbavaka azonao ,sy ny mpikambana any israely,sy any europe,sy an'i japon valiny iray ihany dia ny hoe FIANGONAN JESOA KRISTY MARINA VE  A AN'I PETERA NA LIKOKA SNS...!


   

Aucun commentaire:

Enregistrer un commentaire

Raha manana hevitra na fanontaniana ianao dia manorata eto